\v 16 Avy eo Jesosy nagnano fagnoara raiky tamindreo, nagnano hoe: «Nahavokatry be gne tanine lehilah raiky mpanakarena, \v 17 ary nagnontany tegna izy, nizaka hoe: «ino gn’aniko, fa tsy mana toera hitahiriza gne vokatry ià? » \v 18 hoy izy hoe: «izao gn’aniko. Handrava gne tragnamboko ià da hananga zakabe ambonimboniny, ary ao gne hanoriako gne variko sy gne vokatry hafa. \v 19 da hizaka ame fagnako ià hoe: «Ry fagna, enao da mana vokatry maro voatahiry ho ame tao maro. mijanogna tsara, mihinàna, mindranoma, mifalia»».