\v 22 Fa i Jesosy, nahafatatry gne noeritreretindreo, da namaly ary nizaka tamindreo hoe: «nagnino enareo è magnontany en’izà agnatine trokinareo? \v 23 ino gne mora rohony kokoa: «voavela gn’helokao» sa gne mizaka hoe «mitsangana ary mandiana»? \v 24 kanefa mba hahafantaranareo fa gne zanak’Olo da manam-pahefa hamela heloky eto ambony tany, da rohoniko aminao, mitsangana, indeso e fandrianao ary mandiana andragnonareo agny».