\v 2 Fa tsy misy tako tsy hiboda, ary tsy misy afiny tsy ho fantatry. \v 3 ka n’ino n’ino nozakainareo tao ame mizy da ho rè ao ame fahazava, ary izay nozakainareo tame sofy tagnaty efitragno da hambara egny an-tafon-tragno.