\v 8 Fa ame tanà idiranareo, ka mandray enareo, hano izay aroso eo agnoloanareo, \v 9 ary tsaboy gne maharary ao. Zakay amindreo hoe: «Efa nagnakeky enareo gen fanjakan’Andriamanitry».