\v 28 gn’olo tao synagoga da vignitry aby laha nahare en’iza. \v 29 Nitsanga indreo, nandetry enazy hiala gne tanà, ary nandefa anazy tame tendrom-bohitry nisy e tanàndreo, mba handatsaha anazy ame teva. \v 30 kanefa nandeha namakivaky tagnelagnelandreo teo avao izy ary lasa tame toera hafa.