\v 34 Tame fotoa nizakany en’iza da nisy mika nandrakotry endreo, ka lasa natahatry indreo laha tafiditry tam’zà mika zà. \v 35 Nisy feo nivoky avy tam’zà mika zà, nagnano hoe: «ity gne zanako lelah, gne raiky izay voafidy; tenomo izy». \v 36 Laha nizaka izà feo zà da i Jesosy raiky gne hita teo. Nitazo gne fahanginandreo indreo ary tsy nizaka tam’iza n’iza tam’zà andro zà gne mikasiky gne raha itandreo aby.