\v 20 Ary nizaka tamindreo izy hoe: «fa haninao ia me ià?» Namaly i Petera hoe: «ilay Kristin’Andriamanitry». \v 21 Fa nandrara mafy izy tsy izaka anza na amn’iza na amn’iza, \v 22 nagnano hoe: «gne zanak’Olo da tsy maintsy hijaly ame raha maro ary ho raràhane loholona sy gne lohandohane mpisorogny ary gne mpanoratry lalàgna, ho vony izy ary hitsanga ame gnandro fahatelo».