\v 17 Fa raha tonga say ilay Faralah, da nizaka izy hoe: «firy am’gne manompon’iabako no mana hany mihôtry gn’antognony, ary izao gne niafarako, matine mosary! \v 18 Hapetrako etoa ka hoagny am’iabako ia, ary ia hizaka aminazy hoe: «Abà!, efa nanota tame lahnitry ia ary teo agnatrehanao. \v 19 Tsy mendriky gne angaiky hoe zanakao koa ia; amboaro akoigne raiky ame mpanomponao ia».