\v 27 Ary laha nizaka anzà raha zà izy, da nisy viavy raiky napiakatry gne feony tagnatine olo maro tao ary nizaka taminazy hoe: «sambatry gne troky nitondra anao, sy gne nono ninonoanao». \v 28 fa hoy izy se: «sambatry ambonin’izà izay miteno gne zakan’Andriamanitry sy mità anzà».