\v 16 Gne sasany nitsapa Enazy ary nitadia famantara avy latan-dagnitry taminazy. \v 17 Nefa fatatrin’i Jesosy e tan-dohandreo ary nizaka tamindreo izy: «gne fanjaka mizarazara aby da ho rava, ary gne tagno mizarazara da hiroda».