auto save
This commit is contained in:
parent
f6494dd492
commit
f88fac3c60
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 \v 4 4 Laha tapitry gne zakany tamindreo da nikora tam’í Simona Izy hoe: « indeso ame ranolaly gne sambokidy ary halatsay\v 5 gne haratonao mba ahazoanao laoky andrano». i Simona namaly enazy hoe : « Tompo ô, efa niasa iahay lahaly fa tsy nahazo n’ino n’ino, kanefa nohone zakanao, da halatsakiko itoa harato toa». 6 Laha namboarindreo izà da nahazo laoky andrano maro indreo, ary da nanimba gne haratondreo aby izà. 7 Nagnano fihetsiky tame namandreo tagnatine sambokidy raiky hafa indreo satria indreo da tokony hoavy ary agnampy endreo. Ka avy indreo ary nahafeno gne sambokidy roy, ka nanomboky nilentiky indreo.
|
Loading…
Reference in New Issue