auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-16 21:33:20 -05:00 committed by root
parent c45eff2f44
commit a045478663
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ndre ovia ndre ovia enareo gne miditry Tanà ka tsy mandray enareo indreo, da mijotsoà egny andala ary zakay hoe: \v 11 11 «fa ndre da vovoky gne tagnanareo gne mirekitry ame tombokay da ho fafanay hanohitrenareo! Fantaro anefa izao: efa magnakeky gne fanjakanAndriamanitry». \v 12 12 Koragniko aminareo fa ame gnandro fitsara da ho azo lefery koa gnani Sodoma nohonizà Tanà zà.