auto save
This commit is contained in:
parent
27f1645921
commit
6bcac34f04
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 11 Tafara kidikidin’zà, da nandeha tame tanà atao hoe Naina i Jesosy, ary nindray taminazy gne mpianatriny sy gne vahôky maro be. \v 12 Lefa nariny gne fefine tanà Izy, da igny nisy lelah raiky efa maty najoko, zaza tokan’iendriny ( mpivatrotry ), ary vahôky maro be avy ao ame tanà gne nindray nagnajotso enazy. \v 13 13 Laha nahita anazy gne Tompo, da nafiray enazy datò ary nizaka taminazy hoe : «ka mitomagny». \v 14 14 avy teo da niakatry izy da nità gne vata nitondrandreo gne raza, ary nijano gne ninday en’zà. Hoy Izy se : «Eh Tovolah, hoy ià aminao, merena ». \v 15 15 Da niarigny gne maty ka nanomboky nizaka, ary i Jesosy nagnome enazy en’iendreny.
|
Loading…
Reference in New Issue