auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-12 08:21:20 -05:00 committed by root
parent d65fa4ccce
commit 4c37c98d58
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa hitanareo vodidine miaramila Jerosalema, da fataro fa efa akeky gne faharavany. Da oka ireo agny Jodia handotsitry agny amigne tendrombohitry, ary oka ireo agny amigne tegnetegnene tanà hiala, ary ary kavela hiditry ao gnagny ambanivohitry. Fa ireo gn'androne valifaty, mba ho tanteraka gne raha efa vosoratry.
\v 20 Rehefa hitanareo vodidine miaramila Jerosalema, da fataro fa efa akeky gne faharavany. \v 21 Da oka ireo agny Jodia handotsitry agny amigne tendrombohitry, ary oka ireo agny amigne tegnetegnene tanà hiala, ary ary kavela hiditry ao gnagny ambanivohitry. \v 22 Fa ireo gn'androne valifaty, mba ho tanteraka gne raha efa vosoratry.