auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-18 01:04:48 -05:00 committed by root
parent 821941c986
commit 218ab38d78
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Taminizà andro zà, nisy olo sasany teo nizaka taminazy gne momba gne Galiliana izay gne ràndreo gne nafangaroni Pilato tame sorogny manoka. \v 2 Namaly i Jesosy ary nizaka tamindreo hoe: «Izy mesa kô, enareo da mieritreritry fa io Galiliana io da mpanota mihôtry gne Galiliana hafa aby satria nijaly akoizà? \v 3 Diso, ià gne mizaka anareo. Fa raha tsy mibebaky enareo, enareo aby da ho faty akoiza aby.