auto save
This commit is contained in:
parent
ab594f5151
commit
180dbb1fe2
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 9 9 Avy teo gne devoly da ninday en’i Jesosy tagny Jerosalema ary nahisiny tame farany akaboane tempoly, ary nizaka taminazy izy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da alatsay avy ety gne vatanao. \v 10 10 Satria efa voasoratry hoe: «hibeko gn’anjeliny gn’aminao Izy»,\v 11 ary «indreo da apiakatry enao ame tagna mba tsy ho tafatohone vato gne tombokao»».
|
Loading…
Reference in New Issue