auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-15 05:49:19 -05:00 committed by root
parent d90e684c57
commit 0ebe0f2f46
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo Pilato nangaiky gne lohanè mpisorona sy gne mpanapaky ary gne vahoky maro niaraky, ary nizaka tamindreo hoe: "nindesinareo taminaha tetoa ity lelahy ity akoigne lelahy izay mitariky gn'olo hagnao ratsy, ary iteo, iaho, raha nametra-pagnotania taminazy teo anoloanareo, da tsy mahita fahadisoa am'ity lelah Avy eo Pilato nangaiky gne lohanè mpisorona sy gne mpanapaky ary gne vahoky maro niaraky, ary nizaka tamindreo hoe: "nindesinareo taminaha tetoa ity lelahy ity akoigne lelahy izay mitariky gn'olo hagnao ratsy, ary iteo, iaho, raha nametra-pagnotania taminazy teo anoloanareo, da tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity mahakasiky