auto save
This commit is contained in:
parent
e18a9c19cf
commit
086befb656
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
20 Avy teo da nahorony gne taratasy, napodiny tame mpitandrina, ary nidoboky Izy. Nagnety enazy aby gn’olo tao ame synagoga. 21 Nanomboky nikora tamindreo Izy hoe: «androany da efa tanteraky eto agnatrehanareo izà soratry masina zà». 22 gne be sy ny maro da nagnambara tsara gne mikasiky enazy ary kaperatry tame tenim-pahasoava izay norohonine vavany tamindreo, ary nagnotany indreo hoe: «tsy gne zanak’i Josefa me io?»
|
Loading…
Reference in New Issue