2020-02-12 08:40:34 +00:00
|
|
|
\v 15 \v 16 Noroahandreo hiala amigne tanim-bôloboky izy ary novonoindreo. Ino ary gn'anigne tomponetanim-bôloboky amindreo? Ho avy izy ary hagnapotiky gne mpamboly vôloboky, ary hagnome gne tanim-bôloboky hoany gn'hafa." Rehefa naharè enizà indreo, da nizaka hoe: "Sagnatria amigne Zagnahary!"
|