2020-02-12 13:21:20 +00:00
|
|
|
\v 45 Teo agnatrehany gn'olo aby da nizaka tam'ireo mpianatriny Izy hoe: \v 46 "Mitandrema amigne mpanora-dalàgna, izay magniry handeha miaraky amign'akanjo lava, sy tia fiaraba manoka egny an-tsena, sy seza volohany ao agnaty synagoga, ary toera volohany agny amigny fagnasa. \v 47 Indreo koa da mandany gne tragnon'ireo mpitondra-tegna, ary magnano vavaky tsy misy farany ho fisehosehoa. Gne lelahy akoizà da hahazo fagnameloha zakabe.
|