2020-02-15 15:25:17 +00:00
|
|
|
\v 25 Jesosy nizaka tamindreo hoe: ''Eh ralehilahy mola sy malemy say vô mino gne raha vozakanigne mpaminany aby! \v 26 Izy me kô tsy nilay ho an'i Kristy gne nijaly tamiregny raha iregny, ka hiditry agny amigne voninahitriny?'' \v 27 Ary nanomboky tam'i Mosesy ka hatramigne mpaminany aby, da nadikan'i Jesosy tamindreo ao amigne Soratra Masigny gne momba gne Tegnany.
|