2020-02-16 09:43:24 +00:00
|
|
|
|
\v 6 Ary laha ambola tagny indreo da avy gne fotoa hiterahany gne zanany. \v 7 Teraky zaza lelah izy, zaza voalohany, ary izy gne nandrakotry lambatay enazy sy napatory enazy tame tragnon’ondry, satria tsy nisy toera ho andreo tam’gne hotely.
|