tkg_luk_text_reg/22/63.txt

1 line
258 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-03 06:35:22 +00:00
\v 63 Ary ireo lelehy niamby an'i Jesosy da nagnikeky sady nanapoky Anazy.\v 64 Nisendreo sarogny Izy ary nagnotany Anazy indreo, nizaka hoe: "maminania! Ia gn'olo nanapoky Anao? \v 65 Nizaka raha hafa maro hanohitry an'i Jesosy indreo, nizaka ratsy Anazy.