tkg_luk_text_reg/19/05.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-19 08:34:38 +00:00
\v 5 Raha avy teo amigne toera Jesosy, da niandra Izy nizaka hoe: "eh Zakaiosy, midigna malaky, fa androany da tsy maintsy hizano ao an-dragnonao Iaho." \v 6 Da nidigny nalaky izy ary nandray Enazy tamigne fitiava. \v 7 Rehefa hahitan enizà gne maro, da nitaraigny aby, nizaka hoe: "niditry hamangy lelahy izay mpanota Izy."