2020-02-16 10:59:33 +00:00
|
|
|
|
\v 5 Avy teo da nindesine devoly tegny ame toera ambony I Jesosy ary nambarany enazy tselatsela gne fanjaka aby amizao tontolo izao. \v 6 E devoly da nizaka taminazy hoe: «homeko anao aby e fahefaha sy gne famirapirata aby, satria efa nome enah iza, ary afaky homeko tsara gn’olo tiako home enazy. \v 7 noho izà, laha miankohoka sady manompo enah anao, da ho azonao izà».
|