|
\v 3 zy gne vahan'gne mpiandry vavahady. Maharè gne feony gne ondry, ary izy mangaiky gne ondriny manokany amè agnarany ka mitondra anazy mijoso. \v 4 Rehefa nagnajoso gne anazy rehetra izy, da nialoha lalana andreo, ary manaraky anazy gne ondriny, satria mahalala gne feony. |