tkg_jhn_text_reg/11/51.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 51 \v 52 \v 53 Ary izay nambaragny da tsy nataogny ho azy ihagny. Fa koa, noho izy mpisorona be tamin'io taona io, da namanagny fa tokogny ho faty ho an'gne firenegna Jesosy; ary tsy ho an'gne firenegna fotsigny ihagny, fa mba hampiray gne zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa. Ka nanomboka tamin'io andro io da nanao tetika gne fomba hamonoana an'i Jesosy indreo.