|
\v 43 \v 44 Rehefa avy nizàka izà Izy, da nangaiky tamin'gne feo mafy hoe:''Lazarosy, mijotsoa!'' Nijotsoilay lelâ maty, nisy fehim-paty gne tongogny sy gne tagnany, ary vofe lamba koa gne vatagny. Hoy Jesosy tamindreo hoe:''Vahao izy ary avelao handeha.'' |