\v 25 \v 26 Ary Jesosy namaly andreo hoe:''Efa nagnambara anareo Aho, fa tsy mino anareo. Ireo asa izay ataoko amè anaran'gne Raiko, indreo gne nagnambara gne mahakasika Ahy. Kanefa anareo tsy mino satria tsy mba ondriko.