\v 7 a hoy avao Jesosy tamindreo hoe: ''Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa Iao gne vavahadin'ondry. \v 8 Izay rehetra avy talohako da mpangalatry sy mpandrava, satria tsy nitegno andreo gne ondry.