1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 15 Noho izany da nagnamboatry karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka gne fengona, na gne ondry na aomby. Nandraraka gne volan-dreo mpanakalo vola ary nandavo gne latabatr'indreo. \v 16 Da hoy izy tamindreo mpivarotry voromamanga hoe :"ento miala lavitra an'ity toera ity ireo raha ireo. Azanogno gne fagnamboara gne tragnon-dRaiko ho toeram-pivarota." |