|
\v 12 \v 13 Gne omaray da vahoaka maro gne tonga tamè andro fifaliana. rehefa rendreo fa ho avy ao Jerosalema Jesosy, da nangala sampan-drofia indreo arynijotso ka nitsena Azy tamè ahiky mafy hoe:"Hosana!Sambatra ane ilay avy amè anaran'gne Tompo,Ilay mpanjakan'Israely." |