1 line
461 B
Plaintext
1 line
461 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izaynitoeran'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nanao sakafo ho Azy indreo, ary Marta gne nandroso sakafo andreo, fa Lazarosy koa da anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amè latabatra. Avy eo Maria nangala menaka manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotra gne tongogny tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano. |