tkg_jhn_text_reg/17/12.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 12 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. \v 13 Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo.\v 14 Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy aminah tsy an'izao tontolo izao.