1 line
424 B
Plaintext
1 line
424 B
Plaintext
\v 17 Rehefa tonga Jesosy, da hitany fa efa nalevy efatr'andro tao an-kobory Lazarosy. \v 18 Ary Betania da efa marigny an'i Jerosalema, eo amè dimy ambin'gne folo stadio gne elagnelagny. \v 19 Maro indreo Jiosy tao tonga tao amin'i Marta sy Maria, mba hampahery andreo nohon'gne fahafatesan'gne analandreo. \v 20 Avy eo Marta, rehefa naharè fa tonga Jesosy, da nandeha nitsena Anazy, fa Maria kosa nidoboky t'andragno. |