|
\v 31 Nandritri'izany, nampirisiky andreo ho mpianatriny, nagnano hoe:"Raby, mihinàna."\v 32 Fa hoy izy tamindreo hoe:" izaho da mana sakafiko hanina tsy fatanareo."\v 33 Ka nifampizaka imdreo mpianatriny hoe:"tsy nisy olo ninday raha honina ho azy, sa nisy?" |