\v 10 Avy eo Pilato nizaka tamin'azy hoe:"tsy ambara amina anao sa? Tsy fatanao fa mana fahefa agnafaky anao aho, sy fahefa hanampoky anao?"\v 11 Namaly an'azy Jesosy hoe:"tsy mana fahefa amiko anao raha tsy nomehe anao avy agny ambony izany. Noho izany, izy izay nanolotry anaha taminao da mana heloka bebe kokoa."