\v 10 \v 11 Kanefa, raha mandeha amè ariva izy, da ho tafantohina satria tsy ao aminy gne fahazavana.'' Nanambara reo zavatra ireo Izy, ary taorian'ireo zavatra reo, da hoy Izy tamindreo hoe:'' Resin-tory Lazarosy namantsika, fa handeha Aho mba hafahako mamoha azy amè torimaso.''