\v 44 \v 45 Jesosy nangaiky mafy ka nizàka hoe: "Izay raiky mino Anah, aza mino Anah raiky avao fa koa Izy izay nagniraky Anah, ary izay raiky mahita Anah da mahita Anazy izay nagniraky Anah.