\v 40 Da nandeha an-dafin'i Jordana indraiky Izy ho agny amin'ilay toera izay nanaovan'i Jaona batisa voalohany, ary nidoboky teo. \v 41 Maro gne olo nagnato Anazy ary hoy indreo hoe: ''Jaona tsy mba nagnano famantarana, fa gne zavatry rehetra nambaran' Jaona momba io lehilahy io da marina.'' \v 42 Maro gne olo nino Anazy teo.