auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-08 09:34:47 -05:00 committed by root
parent 58f80b410d
commit ff1fed06e2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Da hoy indray Jesosy tamindreo hoe:''Zakaiko aminareo,marina,da marina tokoa, fa Izaho gne vavahadin'ondry. Izay rehetra tonga talohako da mpangalatra sy mpandroba, satria tsy niteno andreo gne ondry. \v 7 \v 8 Da hoy indray Jesosy tamindreo hoe:''Zakaiko aminareo,marina,da marina tokoa, fa Izaho gne vavahadin'ondry. Izay rehetra tonga talohako da mpangalatra sy mpand, satria tsy niteno andreo gne ondry.

View File

@ -1 +1 @@
Izaho gne vavahady. Raha misy miditra ao amè alalako, da ho voavonjy izy; hiditra sy hijotso izy ary hahita gne fihinanana. Fa gne mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handrava. Fa Izaho kosa avy mba hanagnandreo fiainana ary hanagna izà be da be. \v 9 \v 10 Izaho gne vavahady. Raha misy miditra ao amè alalako, da ho voavonjy izy; hiditra sy hijotso izy ary hahita gne fihinanana. Fa gne mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handrava. Fa Izaho kosa avy mba hanagnandreo fiainana ary hanagna izà be da be.