auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 04:45:19 -05:00 committed by root
parent bdd8334166
commit e58ba5fb2a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
(Fagnamarigna: hiteo gne fagnamarigna momban'i Jaona 7: 53-8: 11 egny ambony) Avy eo hoy indreo tamin'azy hoe:"ry mpampianatry ô, ity viavy ity da tratry teo am-pijangajangana. Ary ao ame lalàna, Mosesy nibeko anay mba hitoraky vato gne olo magnano an'izany; ino no ambaranareo momba an'azy? No
(Fagnamarigna: hiteo gne fagnamarigna momban'i Jaona 7: 53-8: 11 egny ambony) Avy eo hoy indreo tamin'azy hoe:"ry mpampianatry ô, ity viavy ity da tratry teo am-pijangajangana. Ary ao ame lalàna, Mosesy nibeko anay mba hitoraky vato gne olo magnano an'izany; ino no ambaranareo momba an'azy? Nozakaindreo hamandria an'azy fotsiny anefa izany mba ahafandreo mameloky an'azy, fa Jesosy koa niondriky ary nanoratry tame tany