diff --git a/11/30.txt b/11/30.txt index 193f6f8..b115b5a 100644 --- a/11/30.txt +++ b/11/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna fa mbola teo amin'ilay toerana nifakaitan'i Marta taminy ihagny. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraka tamigny tao an-trano sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hitomagny agny amè fasagna izy. Rehefa tonga teo amè toerana nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Azy, da nibebaka izy ary nizàka tamigny hoe:''Tompo, raha teto anao, da tsy maty gne anadahiko.'' \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola avy tao an-tanà fa mbola teo amin'ilay toera nifakaitan'i Marta taminy avao. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraky taminy tao an-dragno sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hitomagny agny amè fasagna izy. Rehefa tonga teo amè toerana nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Azy, da nibebaka izy ary nizàka tamigny hoe:''Tompo, raha teto anao, da tsy maty gne anadahiko.'' \ No newline at end of file