auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 03:27:29 -05:00 committed by root
parent 6210a67ca0
commit c50aa3adf6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 \v 50 Izay mandà Anah sy tsy mandray gne zakako, da managny raiky izay mitsara anazy. Ilay zaka izay nambarako gne hitsara anazy am'gnandro farany. Fa Iao tsy mizàka ho Anah, fa ilay Ray izay nagniraky Anah, izay nanome Ahy gne didy amin'izay ho zàkaigna sy ho tenenigna. Fantatro fa gne didigny da fiainagna mandrakizay, koa izay zàkaiko_da zàkaiko araka izay nozàkain'gne Ray tamiko."
\v 48 Izay mandà Anah sy tsy mandray gne zakako, da managny raiky izay mitsara anazy. Ilay zaka izay nambarako gne hitsara anazy am'gnandro farany. \v 49 Fa Iao tsy mizàka ho Anah, fa ilay Ray izay nagniraky Anah, izay nagnome Anah gne didy amin'izay ho zakay sy ho ambara. \v 50 Fantatro fa gne didiny da fiaignà mandrakizay, koa izay zakaiko_da zakaiko araky izay nozàkain'gne Ray tamiko."