auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:40:57 -05:00 committed by root
parent f71e70f42a
commit b341ec72af
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nahare an'azy nizaka izany ireo mpianatrin'ny roa ka nagnaraky an'i Jesosy indreo. Avy eo jesosy nitodika ka nahita andreo nagnaraky an'azy ka nizaka andreo hoe:"ino no tadiavinareo?" Namaly indreo hoe:"Raby(izay midika hoe mpampianatry), aia anao no mipetraka?" Namaly an'azy indreo hoe:"magnatogna ary hiteo
Nahare an'azy nizaka izany ireo mpianatrin'ny roa ka nagnaraky an'i Jesosy indreo. Avy eo jesosy nitodika ka nahita andreo nagnaraky an'azy ka nizaka andreo hoe:"ino no tadiavinareo?" Namaly indreo hoe:"Raby(izay midika hoe mpampianatry), aia anao no mipetraka?" Namaly an'azy indreo hoe:"magnatogna ary hiteo." Ary nagnato an'azy indreo ka nahita gne toera izay nipetrahany; nipetraka niaraka taminy tao indreo tamin