auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-29 01:47:19 -05:00 committed by root
parent 8dd2dc4273
commit 731a4889ef
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy Jesosy tamindreo hoe:"gne sakafoko da gne magnano gne sitrapon'ilay nagniraky ahy ary magnano gne asany. Kay anaotsy mizaka hoe:"efa-bola sisa da ho avy gne fararano?' Zakaiko aminareo, hatsipazo gne masonareo da hiteo gne egny akoraky, fa efa masaky ary ho hilay ireo! Izay mihila da mandray karama sy mandagno vokatry ho mae fiana mandrakizay, ka hiaraky faly gne mpamafy sy gne mpihila.
\v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe:"gne sakafoko da gne magnano gne sitrapon'ilay nagniraky ahy ary magnano gne asany. \v 35 Kay anao tsy mizaka hoe:"efa-bola sisa da ho avy gne fararano?' Zakaiko aminareo, hatsipazo gne masonareo da hiteo gne egny akoraky, fa efa masaky ary ho hilay ireo!\v 36 Izay mihila da mandray karama sy mandagno vokatry ho mae fiana mandrakizay, ka hiaraky faly gne mpamafy sy gne mpihila.