auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 02:27:49 -05:00 committed by root
parent 232d9ab059
commit 1a65c73c5f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nizaka andreo hoe:"raha Andriamanitry no rainareo, da tokony ho tia anà anareo, satria avy tamin'Andriamanitry no nivoako sy nandehanako aty; fa avy ho azy aho, fa i
Jesosy nizaka andreo hoe:"raha Andriamanitry no rainareo, da tokony ho tia anà anareo, satria avy tamin'Andriamanitry no nivoako sy nandehanako aty; fa avy ho azy aho, fa izy no nagniraky anà. Nagnino no tsy azonareo gne zakako? Izany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. Avy ame rainareo anareo, gne devoly, ary gn