auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:40:57 -05:00 committed by root
parent 27ffbcc363
commit 0529e814e2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ntanaela namaly hoe:"Raby, anao gne zanak'Andriamanitra! Anao no mpanjakan'Isiraely!" Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" satria aho nizaka taminao hoe:'nahita anao teo ambanin'gne hazon'aviavy aho,' no hinoanao? Hahita raha tsara mihoatry noho izany anao." Avy eo izy nizaka hoe:" zakaiko aminareo, marina, da marina Ntanaela namaly hoe:"Raby, anao gne zanak'Andriamanitra! Anao no mpanjakan'Isiraely!" Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" satria aho nizaka taminao hoe:'nahita anao teo ambanin'gne hazon'aviavy aho,' no hinoanao? Hahita raha tsara mihoatry noho izany anao." Avy eo izy nizaka hoe:" zakaiko aminareo, marina, da marina tokoa, fa hahita gne lagnitry hisokatry anareo, ary ireo anjelin'Andriamanitra hiakatry sy hihidigny eo