tkg_jhn_text_reg/08/25.txt

1 line
396 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 07:27:49 +00:00
\v 25 \v 26 \v 27 Noho izany da hoy indreo tamin'azy hoe:" ihia eky anao?" Hoy Jesosy tamindreo hoe:"araky izay voazakako taminareo hatrizay am-boalohany. Mana raha marobe ho zakay sy hitsarà momba anareo aho. Kanefa, izy izay nagniraky anà da marigny; ary ireo raha izay reheko avy tamin'azy, da hambarako amin'izao tontolo izao." Tsy azondreo anefa fa izy da niresaky taminareo momba gne Ray.