2020-01-31 19:35:30 +00:00
|
|
|
\v 6 \v 7 Rehefa avy nizaka izany Jesosy, da nandrora tame tany, ary nagnano feta tame rorany, ka nagnositry gne fotaky tame masony ralelaha. Hoy izy taminy hoe:"mandehana, sasao egny ame ranon'gne Siloama(izay adika hoe:nirahina)gne masonao." Ka lasa ralelaha, nanasa izany, ary nipody nahita.
|